Koba : vary lasa vovony rehefa voatoto malemy tsara. Antsoina koba ihany koa ny mofo amboarina amin'izany totom-bary izany (koba an-dravina).

Koba ny ovy