Ny kisoa (豬) na indraindray adika hoe lambo dia ny faharoa ambin'ny folo amin'ny tsingerin'ny biby 12 taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa, mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.