I Jimmy Wales, avy amin'ny anarany Jimmy Donal Wales, tenenina hoe Jimbe Wales, teraka tamin'ny 7 Aogositra 1966 tany Huntsville, Alabama, dia mpivarotra Amerikanina. Anisan'ny mpamorona ny FAI Bomis sy ny raki-pahalalàna malalaka wiki sy tsy andoavam-bola Wikipedia izy, izy koa no namorona ny fikambanana Wikimedia sy ny orinasa Wikia.

i Jimmy Wales tamin'ny 2006
Jimmy Wales 2014 on CeBIT Global Conferences, Wikipedia Zero

Tantaram-piainana hanova

Fahazazana hanova

Teraka tamin'ny 1966 tany Huntsville (Alabama) i Jimmy Wales[1]. Tsy milaza ny source raha teraka tamin'ny 7 na 8 Aogositra izy. Araka ny fanamarinam-panambadiany amin'i Christine Rohan, teraka tamin'ny 7 Aogositra izy[2]; kanefa eo amin'ny fahazoan-dalana mitondra fiarakodia, teraka tamin'ny 8 Aogositra izy[3].

Fianarana hanova

Asa hanova

Bomis.com sy Nupedia hanova

Wikipedia sy Wikimedia Foundation hanova

Jereo koa hanova

Rohy ivelany ​​​​ hanova

Miteny frantsay hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. Mangu-Ward, Katherine (Jona 2007). "Wikipedia and beyond: Jimmy Wales' sprawling vision". Reason 39 (2): p. 21. Archived from the original on 2009-09-03. https://web.archive.org/web/20090903071202/http://reason.com/news/show/119689.html. Retrieved 2008-10-31. 
  2. "Jimmy Wales". Britannica Book of the Year. 2007. Retrieved 2007-07-25. In support of this date, the Britannica article cites:
    • "Jimmy Wales". Monroe, Florida's County Clerk website (Marriage License Database). Retrieved 2008-05-21.
    • editor, Clifford Thompson... (Febroary 28, 2007). Current Biography Yearbook. H. W. Wilson.
    • (12 Oktobra 2005) Who's Who In America: Diamond Edition, 60, Marquis Who's Who.
  3. Rogoway, Mike (July 27, 2007). "Wikipedia & its founder disagree on his birth date". Silicon Forest. The Oregonian. Retrieved October 31, 2008.