Ireo taranja hita ao amin'ny Sekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia

Ireo taranja hita ao hanova

Manana ireo taranja teolojika fototra rehatra misy eran'izao tontolo izao ny Sekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia (SALT). Ireto avy izy ireo: ny Testamenta Taloha, ny Testamenta Vaovao, ny teolojia systematika izay mizara ho dogmatika sy etika, ny teolojia pratika, ny tantaran'ny Fiangonana. Misy koa ireo taranja fanampiny toy ny antropolojia sy ny sosiolojia. Manampy ireo koa ireo fiteny anglisy sy frantsay.

Jereo koa hanova