I India Andrefana dia faritra misy famaritana miovaova, izay ahitana ny fanjakana indiana maromaro any amin' ny tapany andrefan' i India toa an' i Goa, i Maharashtra, i Gujarat ary i Rajasthan.

Ny faritr' i India Andrefana