Ny hosodoko dia taozavatry ny loko (ranoka, na vaingana) eo amina velarana (fametahana ilay loko) iray. Amin'ny taozavatra tsotra, io teny io dia mamisavisa ny asa sy ny vokatr'asa, lazaina hoe hosodoko. Afaka mandoko eo amin'ny rindrina, amin'ny taratasy, canvas, hazo, fitaratra, laky (laque), tanimanga na simenitra. Ny hosodoko dia mety voahaingo amin'ny volamena ; amin'ny hosodoko moderna sasantsasany dia misy materialy hafa toy ny vovoka, ny tanimanga sy taratasy.

Ny Mona Lisa (La Joconde, amin'ny fiteny frantsay. Hosodoko nataon'i Leonardo Da Vinci (Léonard De Vinci), dia hosodoko anisan'ny malaza indrindra eto an-tany.

Ny hosodoko amin'ny ankabobeny hanova

Tantara hanova

Fomba fandokoana hanova

Jereo koa hanova

Boky hanova

  • Daniel, H., (1971) "Encyclopedia of Themes and Subjects in Painting; Mythological, Biblical, Historical, Literary]