Helodranon' Ivondro

Ny Helodranon' Ivondro dia helodrano eto Madagasikara, ao amin' ny Ranomasimbe Indianina ao amin' ny faritra atsimon' ny tanànan' i Toamasina, Faritra Atsinanana. Ivondro dia ny renirano izay mivarina eo amin' ny farany atsimon' ilay helodrano. Ao avaratra amin' io no misy ny seranan-tsambon' i Toamasina.

Jereo koa hanova