Frantsay eto Madagasikara

Ny Frantsay eto Madagasikara dia ireo vahoaka manam-piaviana avy any Frantsa na avy amin' ny firenena hafa na avy eto Madagasikara ihany nefa olom-pirenena frantsay. Mihoatra ny 130 000 any ho any ny isan' ny Frantsay eto Madagasikara.

Jereo koa hanova

Ny foko eto Madagasikara hanova

Ny vahoaka hafa eto Madagasikara hanova