Ny fiteny tema na fiteny kôtôkôly dia fiteny gora ampiasaina any Tôgô sy any Ganà sy any Benîno ary any Borkina Fasô. Ity fiteny ity dia ampiasain' ny mponina mpifanolo-bodirindrina. Any Ganà, ny vahoaka Tema na Kôtôkôly dia avy any amin' ny tapany avaratry ny Faritra Volta, tanàna antsoina hoe Koue. Mifanefitra tany amin' i Tôgô i Koue amin' ny alalan' ny renirano kely antsoina hoe Koue.

Jereo koa hanova