Ny fiteny simoaly na fiteny môheliana dia endriky ny fiteny kômôriana (sampan'ny vondrom-piteny soahily izay sampan'ny vondrom-piteny banto) tenenina ao amin'ny nosy Moaly na Môhely.

Jereo koa hanova

Fiteny kômôriana: