Ny fiteny goronsy na fiteny gronsy, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe fiteny mabia atsinanana, dia zana-bondrona ao amin' ny vondrom-piteny gora, ahitana fiteny 20 eo ho eo ampiasain' ny Goronsy. Ny fiteny goronsy dia ampiasaina any amin' ny tapany avaratr' i Ganà, faritr' i Borkina Fasô sy i Tôgô mifanila aminy. Ny fiteny lehibe indrindra ao amin' ny vondrona goronsy dia ny fiteny kabie, fiteny ampiasain' ny olona eo amin' ny 1,2 tapitrisa eo ho eo (izay 550 000 no mpiteny teratany) manerana an' i Tôgô afovoany.

Jereo koa hanova