Ny fiteny balangaô na fiteny balangao (antsoina koa hoe fiteny balangaô bôntôka) dia fiteny aostrôneziana ampiasaina any amin' ny tapany avaratra amin' i Luzon, any Filipina. Any amin' ny faritra afovoan' ny Mountain Province, sy ao amin' ny kaominina Tanudan ao amin' ny Kalinga Province.