Fiainana
Ny fiainana dia izay mahasamihafa ireo zavatra mahakojakoja ny tenany (ny zavatra manan'aina) sy ireo zavatra izay tsy mahakojakoja ny tenany, satria na efa nitsahatra ny fikojakojana ny tena (maty), na satria zavatra tsy manana aina.
Fizika hahatakatra dia voafaritra famphenana tamin'ny entropy (fikorontanana) sy fitombo tamin'ny pitsipitsini ny fiainana. Mampiely fikorontanana raha manjary abo pitsipitsini ny fiainana.[1]
Tsipelina hanova
Ny zavatra manana aina dia atao hoe "zava-manana aina"[2].
Loharano sy fanamarihana hanova
- ↑ George Mason University - Does Life On Earth Violate the Second Law of Thermodynamics?
- ↑ Rabenilaina Roger-Bruno sy ny namany, "Être vivant", Vitasoa, Dictionnaire francais-malgache, Editions Ambozontany, Analamahitsy-Antananarivo, 2015.