Fanindrahindram-pirenena

Ny fanindrahindram-pirenena, dia ny fomba fisainana izay milaza fa isaky ny foko ny olona dia tokony ho afaka hanapaka mihitsy.

Ny fiheverin’izy ireo dia:

  • Ny fomba tsara indrindra hanaovana izany dia ny fananan’ny foko ny fireneny ary ny fiaraha-moniny ka afaka mitondra ny tenany tsy misy fehy na fampahoriana.
  • Ny fanindrahindram-pirenena dia ny fomba tsara indrindra fanavotana vondron’olona kely fa tsy matanjaka, izay mirahona amin’ny fampifangaroana ny foko.
  • Tsara kokoa izao tontolo iza rehefa betsaka ny fahasamihafana ara-kolontsaina.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.