Ny eseky dia lalao ilalaovan'olon-droa. Izy io dia lalaovina ambony baoritra miefamira ahitana efamira roa loko miisa 64. Enina ambin'ny folo no isan'ny piesy azon'ny mpilalao roa lalaovina eny am-piandohan'ny lalao. Ny tanjon'ny mpilalao dia manao esekimaty ny mpiara-milalao.

Mandritry ny lalao dia mifandimby manisaka piesy eo amin'ny baoritra ireo mpilalao roa ireo. Ny mpilalao atao hoe «fotsy» izay manana piesy manana loko mazava no manomboka ny lalao. Ny mpilalao mifanohitra azy dia ny mpillao «mainty» izay afaka manisaka ny piesy manana loko maizimaizina.

Lalao malaza erak'izao tontolo izao ny eseky ary matetika lalaovina amin'ny fifaninanana eseky. Fialam-bolim-pirenena ao Rosia io lalao io.


Correspondence chess hanova

Karazana echec izay ampitaina amin'ny mpifanandrina amin'ny mailaka ny hetsika. Refesina andro ny fe-potoampamaliana ary mety haharitra volana na taona my lalao iray vao vita.

Ny International Correspondence Chess Federation (ICCF) [1] naorina tamin'ny 1951, no tompon'andraikitra amin'ny fikarakarana ny Olympiad sy ny fiadiana ny tompondaka eran-tany.


Tompondaka Erantany ICCF hanova

# Avy...mankani Tompondaka Zom-pirenena
1 1950-1953 Cecil Purdy   Aostralia [2]
2 1956-1959 Viacheslav Ragozin   Rosia [3]
3 1959-1962 Alberic O'Kelly Belzika [4]
4 1962-1965 Vladimir Zagorovsky   Rosia [5]
5 1965-1968 Hans Berliner   Etazonia [6]
6 1968-1971 Horst Rittner   Alemaina [7]
7 1972-1976 Jacob Estrin   Rosia [8]
8 1975-1980 Jorn Sloth Danmark [9]
9 1977-1983 Tonu Oim   Estonia [10]
10 1978-1984 Vytas Palciauskas   Etazonia [11]
11 1983-1989 Fritz Baumbach   Alemaina [12]
12 1984-1991 Grigory Sanakoev   Rosia [13]
13 1989-1998 Mikhail Umansky   Rosia [14]
14 1994-2000 Tonu Oim   Estonia [15]
15 1996-2002 Gert Timmerman Pays-Bas [16]
16 1999-2004 Tunc Hamarat   Austria [17]
17 2002-2007 Ivar Bern   Norvezy [18]
18 2003-2005 Joop van Oosterom Pays-Bas [19]
19 2004-2007 Christian Leotard   Frantsa [20]
20 2004-2011 Pertti Lehikoinen   Finlandy [21]
21 2005-2008 Joop van Oosterom Pays-Bas [22]
22 2007-2010 Aleksandr Dronov   Rosia [23]
23 2007-2010 Ulrich Stephan   Alemaina [24]
24 2009-2011 Marjan Semri Slovenia [25]
25 2009-2013 Fabio Finocchiaro   Italia [26]
26 2010-2014 Ron Langeveld Pays-Bas [27]
27 2011-2014 Aleksandr Dronov   Rosia [28]
28 2013-2016 Leonardo Ljubicic Kroasia [29]
29 2015-2018 Aleksandr Dronov   Rosia [30]
30 2017-2019 Andrey Kochemasov   Rosia [31]
31 2019-2022 Fabian Stanach
Christian Muck
Ron Langeveld
  Poland
  Austria
Pays-Bas
[32]
32 2020-2022 Jon Edwards   Etazonia [33]


Lalao Olaimpika ICCF hanova

Ny Olympiad dia fifaninanana izay ananan'ny firenena tsirairay mpikambana ao amin'ny ICCF zo hanendry ekipa hisolo tena azy, ahitana mpilalao ara-dalàna 6 sy mpisolo toerana roa.

Dingana roa no atao: ny famaranana amin'ny Olympiad iray ny manasa-dalàna amin'ny manaraka, izay iarahana.

# avy...
mankany
Medaly
volamena
Medaly
volafotsy
Medaly
alimo
01. 1949-1952 Hongaria Tsekoslovakia   Soeda
02. 1952-1955 Tsekoslovakia   Soeda   Alemaina
03. 1958-1961 Firaisana Sovietika Hongaria Iogoslavia
04. 1962-1964 Firaisana Sovietika Alemana Demokratika   Soeda
05. 1965-1968 Tsekoslovakia Firaisana Sovietika Alemaina Andrefana
06. 1968-1972 Firaisana Sovietika Tsekoslovakia Alemana Demokratika
07. 1972-1976 Firaisana Sovietika Bolgaria   Fanjakana Mitambatra
08. 1977-1982 Firaisana Sovietika Hongaria   Fanjakana Mitambatra
09. 1982-1987   Fanjakana Mitambatra Alemaina Andrefana Firaisana Sovietika
10. 1987-1995 Firaisana Sovietika   England Alemana Demokratika
11. 1992-1999 Tsekoslovakia
  Alemaina
  Kanada
  Scotland
12. 1998-2004   Alemaina   Lithuania Letonia
13. 2004-2009   Alemaina   Czech Republic   Poland
14. 2002-2006   Alemaina   Lithuania   Etazonia
15. 2006-2009   Norvezy   Alemaina Pays-Bas
16. 2010-2016   Czech Republic   Alemaina   Frantsa
17. 2009-2012   Alemaina   Espaina   Italia
18. 2012-2016   Alemaina Slovenia   Espaina
19. 2016-2021 Bolgaria   Alemaina   Czech Republic
  Poland
20. 2016-2019   Alemaina   Rosia   Espaina
21. 2020-2023   Alemaina Luxemburg   Etazonia

Jereo koa hanova


 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

References hanova

  1. ICCF
  2. 1.Tompondaka erantany
  3. 2.Tompondaka erantany
  4. 3.Tompondaka erantany
  5. 4.Tompondaka erantany
  6. 5.Tompondaka erantany
  7. 6.Tompondaka erantany
  8. 7.Tompondaka erantany
  9. 8.Tompondaka erantany
  10. 9.Tompondaka erantany
  11. 10.Tompondaka erantany
  12. 11.Tompondaka erantany
  13. 12.Tompondaka erantany
  14. 13.Tompondaka erantany
  15. 14.Tompondaka erantany
  16. 15.Tompondaka erantany
  17. 16.Tompondaka erantany
  18. 17.Tompondaka erantany
  19. 18.Tompondaka erantany
  20. 19.Tompondaka erantany
  21. 20.Tompondaka erantany
  22. 21.Tompondaka erantany
  23. 22.Tompondaka erantany
  24. 23.Tompondaka erantany
  25. 24.Tompondaka erantany
  26. 25.Tompondaka erantany
  27. 26.Tompondaka erantany
  28. 27.Tompondaka erantany
  29. 28.Tompondaka erantany
  30. 29.Tompondaka erantany
  31. 30.Tompondaka erantany
  32. 31.Tompondaka erantany
  33. 32.Tompondaka erantany