Empira Babilôniana Voalohany

Ny Empira Babilôniana Voalohany dia fanjakana teo anelanelan' ny taona 1894 sy 1595 tal. JK, ary tonga taorian' ny nifaranan' ny fanapahan' ny Someriana tamin' ny faharavan' ny tarana-mpanjaka fahatelo tao Ora (Ur), sy ny vanim-potoanan' i Isin-Larsa nanaraka izany. Iadian-kevitra ny fotona nisian' ny tarana-mpanjaka voalohany tao Babilônia; misy ny Lisitra A sy Lisitra B mitanisa ny mpanjaka babilôniana, izay lava kokoa amin' ny ankapobeny. Amin' ity fanisan-taona ity, ny taona nanjakan' ny Lisitra A no raisina noho ny fampiasana azy betsaka.

the start and end of Hammurabi of Babylon's reign, c. 1792 BC – c. 1750 BCNy halehiben' ny Empira Babilôniana Voalohany tamin' ny fiandohana sy ny fiafaran' ny fitondran' i Hamoraby tao Babilôna, ​​taona 1792 tal. J.K. – 1750 tal. J.K.

Jereo koa hanova