Distrikan' i Betioky-Atsimo
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Betioky Sud)
Distrikan'iBetioky Atsimo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 306 859 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliary | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Ny Distrikan' i Betioky-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. I Betioky no renivohiny.
Farihy hanova
Fitsinjaram-pahefana hanova
Ireto ny kaominina miisa 32 mandrafitra ny Distrikan' i Betioky Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Atsimo I, Atsimo II, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Efoetsy, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary
Jereo koa hanova
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II