Distrikan'i Arivonimamo
Ny Distrikan'i Arivonimamo dia diastrika eto Madagasikara, ao amin'ny tapany atsinanan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Itasy.
Kaominina hanova
- Alkamisikely
- Ambatomanga
- Ambatomirahavavy
- Amboanana
- Ambohimandry
- Ambohimasina
- Ambohipandrano
- Ambohitrambo
- Ampahimanga
- Andranomiely
- Antambolo
- Antenimbe
- Arivonimamo
- Arivonimamo II
- Imeritsitosika
- Mahatsinjo Est
- Manalalondo
- Marofangady
- Miantsoarivo
- Morafeno
- Morarano
- Talata Tsimadilo
Jereo koa hanova
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Itasy: hanova
Ireo faritra ao amin'ny Faritanin'Antananarivo: hanova
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Arivonimamo |