Dinika:Tantaran' i Madagasikara

(tonga teto avy amin'ny Dinika:Tantaran'i Madagasikara)

Ny Repoblika Malagasy dia firenena fitambarana nosy ao anivon'ny Ranomasimbe Indiana, atsinanan'i Afrika. Antananarivo no renivohitra.

Zanatany Frantsay hatramin'ny taona 1960, ny Farantsa Malagasy (FMG na franc malgache na MGF @ I.S.O.) no vola fampiasa hatramin'ny volana may 2003. Ankehitriny, dia efa niverina ho Ariary izany vola fampiasa izany.

Mandritra ny fotoan'ny fanovana dia miara-monina ireo sandam-bola roa ireo, ka marihina miaraka eny amin'ny mpivarotra sy eny an-tsena izy roa.

Revenir à la page « Tantaran' i Madagasikara ».