Dinika:Fritz Pfleumer

Azo tahirizina ny feo hanova

Inona no mitazona ny avoakan'ny vava (feo)? Inona ny feo no afaka "mipetaka" eo amin'ny taditady volontany (bande magnétique)? Harafesenina (vy tratry ny oksizena) napetaka tamin'ny plastika tamin'ny alalan'ny ditin-kazo ("resin", ang.) no nahafahana namindra ny feo hiraikitra amin-javatra azo tsapain-tanana.

Revenir à la page « Fritz Pfleumer ».