Diôsezin' i Tsiroanomandidy
Ny Diôsezin' i Tsiroanomandidy dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy efatra ao amin' ny Arsidiôsezin' Antananarivo, Faritra Bongolava.
Jereo koa hanova
Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' Antananarivo
Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara
- Arsidiôsezin' Antananarivo
- Arsidiôsezin' Antsiranana
- Arsidiôsezin' i Fianarantsoa
- Arsidiôsezin' i Toamasina
- Arsidiôsezin' i Toliara