Cris
Isam-ponina ara-paritany
Isam-ponina
Fiteny
Finoana

Ny Cree (na Nehiyaw) dia mponina Amerindianina miaina any Kanada sy any Etazonia ; Mivelatra be tan'ny Cree (Ôseana Atlantika hatrany aminy Oseana Pasifika).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Teny Cree dia teny tena voateny indrindra any Amerika Avaratra ; faha misy Cree tsy mahay miteny Cree.

Mponina hanova

Ny Cree avy any Québec mitambatra anatin'y Grand Conseil des Cris (Eeyu Ischee amy teny Cree) ; Matthew Mukash ny filoha ny Cree hatramin'i septambra 2005.

Misy firafitra sivy ny Cree :

  • Misy firafitra dimy eo aminy amorontsiraka atsinanana ny Baie James :
  • Dia firafitra efatra any alavitrin'y ranomasina

Isa'mponina hanova

Isa'mponina ny Cree eny avaratra ny Quebec[1]
Kômonitia Taotaly mipetraka tsy mipetraka
Chisasibi 3 739 3 609 130
Eastmain 647 611 36
Mistissini 3 860 3 327 533
Nemaska 610 596 14
Oujé-Bougoumou 650 Tsy fantatra Tsy fantatra
Waskaganish 2 365 1 984 381
Waswanipi 1 749 1 337 412
Wemindji 1 335 1 221 114
Whapmagoostui 815 805 10
Crees (taotaly) 15 120 13 490 1 630


 
Cree an'yChisasibi, any Baie James

5000 izy taminy [2], et 20 000 à la fin du Endrika:XIXe siècle[3]

Jereo koa hanova

Tsiahy hanova

  1. Affaires indiennes et du Nord Canada (Région du Québec) http://www.ainc-inac.gc.ca/qc/aqc/pop_f.html Archived Oktobra 29, 2007 at the Wayback Machine
  2. Alphabetical Enumeration of the Indian Tribes and Nations
    • "Cree", in Marie-Nicolas Bouillet and Alexis Chassang (eds.), Dictionnaire universel d'histoire et de géographie, 1878

Rohy hanova