Chernobyl
Чорнобиль ((uk))

Velarantany NC
Isam-ponina 500 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Okraina
Faritany NC
Faritra NC

Chernobyl (amin'ny fiteny okrainiana : Чорнобиль (Chornobyl), na amin'ny fiteny rosy Чернобыль (Chernobyl)) dia tanàna ao amin'ny oblasitr'i Kiev, ao  Okraina/ Ny toerana misy azy dia enina ambin'ny sivipolo kilometatra any avaratr'i Kiev.

Sarintany maneho ny ny faritra misy an'i Chernobyl

Ny tanànan'i Chernobyl io dia fantatra amin'ny voina nitranga tany tamin'ny 26 Aprily 1986 noho ny fiempon'ny reaktora niokleary. Ny tanàna akaiky indrindra aminy dia Pripiat.

Ny mpihary niokleary dia dimy ambin'ny folo kilometatra any avaratr'i Chernobyl. Noho izany dia ao amin'ny velaram-piarovana manodidon'ny mpihary no misy azy. Io velarana io dia manana tana telopolo kilometatra, izy io dia tokony ho tsy misy mponina miaina ary ny mpiasa ihany no afaka mankao.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Okraina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.