Carl Reiner
Ankapobeny
Anarana Carl Reiner
Teraka 20 Martsa 1922
Maty 29 Juni 2020 (98)
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Carlton "Carl" Reiner dia mpilalao, talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 20 Martsa 1922. Maty tao Beverly Hills CA ny 29 Juni 2020.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.