Ny Bene Efraima (Bene Ephraim), izay atao hoe Jiosy Telogo koa, satria miteny telogo izy ireo, dia vahoaka vitsy anisa monina indrindra ao Kotha Reddy, izy tanàna kely ao ivelan' i Chebrolu distrikan' i Guntur, sy ao Machilipatnam, distrikan' i Krishna, Andhra Pradesh, any India, ao akaikin' ny vinanihefaky ny ony Krishna[1]. Milaza ho taranaky ny fokon' i Efraima izy ireo, ka tamin' ny taona 1980 dia nanomboka nianatra sy niaina ny jodaisma[2].

Jereo koa hanova

Loharano sy fanamarihana hanova

  1. Yacobi, Sadok. "Bene Ephraim of Andhra Pradesh, South India" Archived Septambra 10, 2015 at the Wayback Machine Tahiry tamin' ny 10/09/2015 ao amin' ny Wayback Machine, Kulanu
  2. Egorova, Yulia. "The Children of Ephraim: being Jewish in Andhra Pradesh". Anthropology Today. 26. Notsidihina 08/02/2015.