Beihai (amin'ny fiteny sinoa : 北海, Pinyin : Běihǎi, fiteny kantoney : Pakhoi) dia tanàna any atsimon'ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi any Sina. Izy dia faritany misy ny prefektiorany

Beihai
北海
—  Prefecture-level city  —
北海市
Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina
Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina
Beihai is located in Sina
Beihai
Beihai
Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina
Coordinates: 21°28′N 109°06′E / 21.467°N 109.100°E / 21.467; 109.100
Firenena Sina
Faritany Guangxi
Area
 - Total 1 288,4 sq mi (3 337 km2)
Population (2001)
 - Total 145 000
Time zone Ora sinoa tsotra (UTC+8)
Kaody paositra 536000
Area code(s) 779
Website http://www.beihai.gov.cn/
Beihai (Guangxi)
Sinoa 北海
Dika Avaradranomasina

Tondro hanova

Ny isam-ponina tontaliny (prefektiora) dia 1,45 tapitrisa mponina (fanisana tamin'ny 2001) ; ny isam-ponin'i Beihai ao Guangxi dia 232 200 mponina tamin'ny 2001 ary 305 000 tamin'ny 2006. Roa isan-jato amin'ireo no kristianina.

Ilay tanàna dia manana seranam-piaramanidina iray (kaody AITA : BHY)

Toe-tany hanova

Ny karazan-toe-tanin'i Beihai dia trôpikaly eo amorontsiraka. Ny faritaniny dia voakasiky ny mousson. Ny lohataona any dia antonontonin-kafanana ary mando, ny fahavaratra dia mando be mihitsy, ny fararano sy ny ririnina dia maina be.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova