Apôkalipsin' i Stefana

Ny Apôkalipsin' i Stefana na Fanambaràn' i Stefana dia lahatsoratra apôkrifan' ny Testamenta Vaovao. Izy io dia mampahafantatra an' i Stefana, iray amin' ny diakôna fiton' ny apôstôly roa ambin' ny folo.