Abidjan
-
Velarantany NC
Isam-ponina 5 878 609 mponina
Tanànan-dehibe 3,796,677
Ben'ny tanàna Pierre Djédji Amondji
Firenena NC
Faritany NC
Faritra NC

Abidjan, renivohitra ara-toe-karenan'i Côte d'Ivoire, dia tanàna anisan'ny geza indrindra any Afrika eo aorian'i Lagos (Nigeria) ; Abidjan ny tanàna miteny frantsay ngeza indrindra any Afrika. Araka ny census natao tamin'ny 2009, 5 878 609 ny isan'ny mponina any Abidjan, roapolo isan-jaton'ny isam-ponina tontalin'ny Côte d'Ivoire. Ny tanànan'i Lagos (renivohitr'i Nigeria taloha) irery ny mandresy an' Abidjan amin'ny lafin'ny isam-ponina any Afrika.

Abidjan
Ny fokotanin'i Plateau
Ny fokotanin'i Plateau